RSS

AN LEWOZ LA ( Malgache )

eto any lewoz

Nandeha aho,nandeha aho,nadeha tany amin’ny Léwoz

Fa tsy navelany nilalao

 

Lèwoz dia fotoana fifampizarana

Any no mahita ny firahalahina

Fizarana …any izy no mifaninana

 

Ao amin’ny léwoz nisy mpihira nangataka ny hihira

Nijery avy lavitra izy ,sady nanome lamosina

Nipetraka teo amin’ny ilany izy

Mba tsy ahitana ilay lehilahy dia nakipiny ny masony rehefa mihira

Nolazaina fa hoe

 

Nandeha tsy niverina aho….tsy maninona miverena…

 

Fety léwoz amin’ny tany iva… tena tsara

Fety léwoz amin’ny tany avo….tena tsara

Ny tetezan’ny GABARRE no mampisaraka antsika

Ny hany tokana mampitambatra antsika

Ny feon’ny aponga…kolontsaina tokana

 

Androany ianao nahita ,Gwoka,tsy ho an’olona mainty oditra izany ramose

Gwoka tsy ho an’olona jiolahim-boto

Amin’ny klasika misy

Amin’ny hip-hop misy ny olona ratsy taiza

Amin’ny jazz misy ireo tsy mahalala ininona

Amin’ny contemporrain misy ireo

Fa ny hiran’ireo ray be syrenibe dia mbola ho eo foana

 

Fanajana

 

Mandalo ao Paris aho fa hoe ao no misy ny gwoka

Manao ahoana ramose,azafady kely

Fantatrao ve ny salsa…fantatro

Fantatrao ve ny samba…fantatro

Fantatrao ve ny reggae ragga…fantatro

Fantatrao ve ny raÏ…fantatro

Fantatrao ve ny gwoka…inona ?!

Fantatrao ve ny gwoka….heuuuuu….

Na izaho no diso fanonona na isika no tsy mahalala azy tsara…matoriza !

 

Les commentaires sont fermés.