RSS

KENBE RED ( MALGACHE )

Mahereza

Aza mitomany, aza mitomany, aza mitomany ny zanako

tsara tarehy ny fiainana fa aza kivy

Tonga eto an-tany ianao izao,tsy hay izao ho avy

Araraoty ny andronao anio mba hahafahanao manazava

Fa tsara ery ny omaly raha nahaty azy ianao

Tsy ao i Dada, fiainana izay nanapa-kevitra fa tsy ho eto izy

Manàna herim-po hanamaivana ny reny

Aza manome tsiny ny reninao fa aza manamavo ny rainao

Izay niseho omaly tsy ho ainy ny hanazava izany anio satria tsy teo izy

Nivoatra isika izao raha oharina amin’ny taloha

Ny fiainany omaly nahitana fivoarana raha oharina amin’ny fiainan’ireo reniny afakin’ny omaly

Tokony ho fantatrao

Nanadalo ny mafy
Fa ny fahafatesana no injay napijanona ity tantara tsara
Ny fahafatesana dia lalam-piainana fa mampisaraka antsika amin’ny fiainana, kanefa mitohy hatrany ny fiainana

Eny,mitohy ny fiainana

 

Les commentaires sont fermés.