RSS

BA’W MWEN KA PALE ( MALGACHE )

ho anao no hiresahako

Aminao,aminao,aminao aho no miresaka,aminao,aminao,aminao aho no miresaka

Ry zanako,androany ianao no hanainga
Amby fa iresaka aminao ny mamanao,raiso ny seza dia mipetraha
Eo amin’ny arbre à pain akaikin’ny afo no iresaka isika
Raha tsy mety ny rahampitso aza adino ny miverina

Aza adino ireo anatry neny
Manao ahoana ramose,manao ahoana madama
Aza manao an’izao,aza manao ny ratsy,eny na amin’ireo olona tsy tia anao aza
Angatao amin’Andriamanitra ny famelana azy ireo mba ahitany ny tsara

Tsy ho hadinoiko mandrakizay ireo rehetra nolazainao
Satria i neny sy ireo anatrany no manome hery eo amin’ny fiainana
Mbola tadidiko ilay hira nohirainao
Mba hampatory ahy eo an-tratranao
Matoriza fa ny dadako tsy ao, i neny irery no ao mizaka fiainana
Matoriza ry dada, i neny irery no ao anatin’ny olana, enona

Ianao no nijery ireo volomasoko
Mba ahitanao fa matory aho
Ary rehefa iny aho tsy matory
Mihira hira ianao mba hampatory ahy

Floriane Floriana mitady anao aho mba anomezana anao dendenn saya
Mba anomezana anao Saya dendenn

Eny eo aho ho an’ny volana sy ny masoandro,eo aho ho an’ny masoandro sy ny volana

 

Les commentaires sont fermés.