RSS

AY TANBOU LA ( Malgache )

Ho an’ny aponga

 

Aponga ianao no herinay,iana no hiran’ny taninay

Milamina ianareo miasa ho an’ny gwoka

Eritrerto ireo sahirana amin’ny aponga

Aza adino ireo navelan’ireo razambe

Aza adino mihintsy fa ny aponga no fanahintsika

Izay rehetra navelan’i neny tsy azo tsonontsiniavina

 

Ny aponga ny hiran’ny neniko

Ny aponga no hiran’ny taniko

Izy no manoe ahy ny aina

Ny aponga no hiran’ny razambeko

 

Vao maheno anao aho,dia mihazakazaka mba hijery anao

Mihaino feon-kira mamboraka fitiavana

Izay mampihetana ny fon’ny Guadeloupéen

Ary izy miha lehibe,zanany avokoa isika

Tohizinay foana ny kanto mba hanairana,ka hahatonga azy ireo ilaza hoe  «   Fa iza ireo ? »

 

Manome hery ahy ny aponga,izy no mampihentanentana ahy

Raha vao maheno ny ka aho, tsy maha petraka intsony,Vonjeo aho !

 

Isa roa telo

 

Hitanao fa ahirana aho,vonjeo

Tsy maintsy ampihainoanao ny aponga

Izy no mampihentanentana ahy

 

Ny aponga no hiran’ny fanahiko

Tena tafiditra lalina aho,mila vonjenao

Tena efa tafiditra lalina aho,mila vonjenao

 

Les commentaires sont fermés.