RSS

ANNOU MAFI ( Malgache )

maika ry darly

 

maika ry darly

Efa tonga ny ora

Tsy miandry anao ny taxi-be

Mandeha ny ora

Ny ora fandihizana

Cocorico amin’ny dimy ora maraina ,mitsangana ny akoho

 Andao hisotro ranona coco miaraka amin’ny chiendent

Niasa foana ianao nandritrin’ny herinandra ka

fotoana fangalan’aina izao

Miakanjoa dia andao

Aza atao taraiky isika

Ireo akanjo ireo dia hampifaly anao

Ianao no masoandron’ny foko

Anio alina amin’ny filentehan’ny malalako

Hararaotintsika ny mihantona

Efa niasa ianao nandritrin’ny herinandro

Izao no fotoana ankafizana

Avelao ny sasa lovia

Miakanjoa dia andao

Tsy mila makiazy ianao mba hahatonga anao mamy fatratra

Ampy ny hatsaranao voajanahary, tsara tarehy toy ny mitelesaka ianao

Mitafy akanjo tsara tarehy, dia ho ampy ho fantatrao!

Raha toa ka kivy aho, dia tsy milomano fotsiny fa kosa hiseho fotsiny

Tonga ny ora

Mandalo ny ora

Izao ny ora fandihizana

Miakanjoa dia andao

Alatsinainy,Talata,alarobia,alakamisy,zoma ianao niasa

Sabotsy androny ka izao no fotoana fangalanao aina

Avoay ny seza ka apetraho manoloana ny ranomasina

Ity sain-drivotra kely ity dia hahatonga ny sainao haleha

Miakanjoa ianao dia andao

Androany ny fotoana ilalaovana

Efa niasa mafy ianao nadritrin’ny herinandro

Sabotsy androany ka andao hilalao

Miakanjoa ianao

Hahafahantsika mandihy

Tonga ny ora andehanantsika

Fotoam-pifaliana izao

 

Les commentaires sont fermés.